msh_rom_text_udb/05/16.txt

1 line
547 B
Plaintext

\v 16 Fa gny fagnomeza la tsy manahaky gny vokatsy bakamign'ny raiky zay nanota. Fa amin'ny lafiny raiky, avy gny fitsara ho fagnameloha nohon'ny fahadisoan'ny olo raiky. Fa amin'ny lafiny raiky hafa, gny fagnomeza miafara amin'ny fanamarigna la avy tafaran'ny fahadisoa maro. \v 17 Fa laha, tamin'ny alalan'ny fahadisoan'ny raiky, ro hanjakan'ny fahafatesa amin'ny raiky, la lisatsy mare noho izay gny hanjakan'ireo zay mandramby gny habevatan'ny fahasoava voho gny fagnomezan'ny fahamarina amin'ny alalan'ny fiaignagn'ny raiky, la Jesosy Kristy.