msh_rom_text_udb/05/08.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 8 Fa Ndranagnahary maneho gny fitiavany manoka ho gnantsika, satria laha mbo mpanota tsika, la maty ho gnantsika Kristy. \v 9 Lisatsy noho izay aza, amizao. Lafa nohamarigny tamin'ny rany tsika, la ho voavonjign'izay amin'ny fahatezeran'Andranagnahary.