msh_rom_text_udb/05/03.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 3 Tsy amin'izay avao, fa tsika avao koa la mifaly ao amin'ny fahoriantsika. Haintsika fa gny fahoria la mamokatsy fahareta. \v 4 Gny fahareta miteraky fankatoava, sady gny fankatoava miteraky fahatokia ho amin'ny hoavy. \v 5 Izay toky izay la tsy mandiso fanantegna, satria gny fitiavan'Andranagnahary la fa narotsaky tao am-pontsika tamin'ny alalan'ny Fagnahy Masy, zay nomea antsika.