msh_rom_text_udb/05/01.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 1 Fotony nohamarigny tamin'ny finoa tsika, la mana fiadagna misondry amin'Andranagnahary amin'ny alalan'ny Tompontsika Jesosy Kristy. \v 2 Amin'ny alalan'ny finoa mankao amin'izay fahasoava zay ijoroantsika izay. Mifalia amin'ny fahatokia omean'Andranagnahary anay amin'ny ho avy izahay, fahatokia zay ho zarantsika ao amin'ny voninahitri_Dranagnahary.