msh_rom_text_udb/04/23.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 23 Sady la tsy nosorata ho gnan'ny tombotsoany raiky avao zay, fa nisay ho azy iazy. \v 24 Nosorata ho gnantsika avao koa izay, ho gnan'izay hanisaha izay, tsika zay mino Gnazy zay nananga an'i Jesosy Tompontsika tamin'ny maty. \v 25 Ie Gny raiky natolotsy noho reo fahotantsika sady antsanga mba hanamarina antsika.