msh_rom_text_udb/04/20.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 20 Nefa nohon'ny fampanantegnan'Andranagnahary, la tsy nisalasala tamin'ny tsy finoa i Abrahama. Fa koa, niha-henja tamin'ny finoa ie sady nidera an'Andranagnahary ie fa zay nampanantegnain'Andranagnahary, la afaky tanterahiny avao koa. \v 22 Lafa izay la nisay ho gnazy ho fahamarina izay.