msh_rom_text_udb/04/16.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 16 Lafa izay antony zay la miseho amin'ny finoa izay, mba hipetrahan'ny fampanantegna amin'ny fahasoava sady ho azo antoky amin'ireo taranak'i Abrahama iaby_ tsy ho gnan'ireo zay ambanin'ny lalagna avao, fa ho gnan'ireo zay mizara gny finoan'i Abrahama avao koa. Babantsika iaby ie, \v 17 araky gny voaresaky hoe:" Nataoko ho baban'ny firenena maro iha." Teo amin'ny fagnatrehagn'Ny nitokiany Abrahama, la, Ndranagnahary izay, zay magnome fiaigna reo maty sady mikaiky reo raha tsy mbo misy mba hisy.