msh_rom_text_udb/04/11.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 11 Abrahama la nandramby gny famantaran'ny famora. Izay la mariky gny fahamarignan'ny finoa zay fa nanagnany laha mbo tsy voafora ie. Gny valin'izay famantara izay la lasa baban'izay mino iaby ie, na la mbo tsy voafora aza rozy. Midika izay fa gny fahamarigna la ho isay fa ho gnan-drozy. \v 12 Nidika koa izay fa Abrahama la lasa baban'ny voafora tsy ho an'ireo zay voafora raiky avao fa ho gnan'ireo zay magnaraky gny lian'ny finoan'i Abrahama babantsika avao koa talohan'ny tsy mbo naha-voafora gnazy.