msh_rom_text_udb/04/01.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 1 Ino moa ro ho volagnintsika fa jerin'iAbrahama, babantsika tagny aloha gny nofo? \v 2 Fa laha nohamarigny tamin'ny asa Abrahama, la nana antony hirehareha ie, nefa tsy eo agnatrehan'Andranagnahary. \v 3 Fa ino ro ambaran'ny Soratsy Masy? "Abrahama la nino agn'Andranagnahary, sady nisay ho fahamarigna izay."