msh_rom_text_udb/03/19.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 19 Amizao la haintsika fa na ino na ino volagnin'ny lalagna, la miantefa agny amin'ireo zay ambany lalagna. Izay la mba hahavy gny vavan'ny olo iaby tsy hivola, sady mba hahazo valiny bakamin'Andranagnahary zao tontolo zao. \v 20 Izay la fotony tsy hisy nofo hohamarigny amin'ny asan'ny lalagna eo agnatrehany. Fa amin'ny alalan'ny lalagna ro hiavian'ny fahaiza gny fahota.