msh_rom_text_udb/02/28.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 28 Fa ie la tsy Jiosy amin'ny endriky iv elany avao; na amin'ny savatsy zay miseho amin'ny endriky ivelan'ny nofo avao. \v 29 Fa ie la Jiosy ao agnaty, sady gny famora zay gnan'ny fo, ao amin'ny Fagnahay, fa tsy ao amin'ny soratsy. Gny fidera gny olo manahaky izay la tsy bakamin'ny olo fa bakamin'Andranagnahary.