msh_rom_text_udb/02/25.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 25 Fa mahazo tombony amin'ny famora vatany nareo laha toa ka mankato gny lalagna, fa laha mandika gny lalagna nareo, la lasa tsy voafora na la fa voafora aza nareo. \v 26 Arak'izay, laha olo tsy voafora ro mitandry zay takian'ny lalagna, tsy hatao ho isan'ny voafora va ie na la tsy voafora aza? \v 27 Sady tsy ho helofagn'Ny raiky zay tsy mifora ara-boajanahary va nnareo laha mitandry gny lalagna ie? Izay la satria mana gny lalagna voasoratsy voho gny savatsy nareo, nefa mbo mandika gny lalagna!