msh_rom_text_udb/02/15.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 15 Amin'izay ro anehoan-drozy fa gny asa angatahin'ny lalagna la voasoratsy ao am-pon-drozy. Gny fieretseretan-drozy avao koa la vavolombelo ho gnan-drozy, sady gny fisaignan-drozy manoka la na manameloky na miaro gnan-drozy amin'ny vatan-drozy \v 16 sady koa amin'Andranagnahary. Izay la hitranga amin'ny andro zay hitsaran'Andranagnahary reo tsiambaratelon'ny olo iaby, araky gny filazantsarako, amin'ny alalan'i Jesosy Kristy.