msh_rom_text_udb/02/10.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 10 fa dera, laza, sady fiadagna ro ho bakamin'ireo zay manao gny soa, amin'ny Jiosy aloha, sady amin'ny Grika avao koa. \v 11 Fa tsy misy fiangara misondry amin'Andranagnahary. \v 12 Fa zay iaby nanota tsy nana gny lalagna la ho trobo tsy mana lalagna avao koa, sady zay iaby nanota nisondry tamin'ny fanaja gny lalagna la ho tsaray araky gny lalagna.