msh_rom_text_udb/02/08.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 8 Fa ho gnan'ireo zay mila ho gnan'ny vatany, zay tsy mankato gny marina fa mankatobgny tsy fahamarigna, la ho avy gny fahameloha voho gny fasika. \v 9 Andranagnahary la handay fahoria voho fahantra amin'ny fagnahin'ny olo iaby zay nano raty, amin'ny Jiosy aloha, sady amin'ny Grika avao koa.