msh_rom_text_udb/01/18.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 18 Fa gny fihelofan-Ndranagnahary la natoro bakan-dagnitsy agny manohitsy gny haratiam-pagnahy voho gny tsy hamarinan'ny gn'olo,zay manaka gny fahamarina amin'ny alalan'ny tsy fahamarina.\v 19 Zay la fotony,ze hay mikasiky gnan-Ndranagnahary la hitan-drozy maso.Fa nihazavan-Ndranagnahary rozy.