msh_rom_text_udb/01/11.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 11 Fa zaho la magniry gny hahita gnanareo,mba hahafahako magnome fagnomezam-panahy sasantsasany ho gnanareo,mba hampahery gnanareo.\v 12 Zay,la magniry Zaho gny mba hifanakaherezantsika agnivontsika eto,amin'ny alalan'ny finoan'ny kiraikiraiky iaby,gnanareo voho gnahy.