msh_rom_text_udb/01/04.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 4 Tamin'ny fitsangana tamin'ny maty,la voambara ho azy anaky maherin-Ndranagnahary tamin'ny herin'ny Fanahin'ny fagnamasina Ie la Jesosy Kristy Tompontsika.\v 5 Tamin'ny alalany ro nandrambesantsika hasoava voho gny maha-apostoly amin'ny fankatoava gny finoa eo amin'ny firenena iaby,nohony gny Agnarany.\v 6 Amin'ireo ferenena reo,nareo avao koa la voakaiky ho gnan'i Jesosy Kristy.