\v 13 Voho gny Ndranagnaharin'ny fahatokia lahy hagnome gnanareo fifalea voho fiadana iaby amin'ny finoa, mba ho feno fahatokia nareo,bakamin'ny herin'ny Fanahy masy.