\v 4 Fa ino ro valin-dresaky nambaran'Andranagnahary gnazy? Nanoka fito lahy ho gnan'ny vatako Aho zay tsy nandohaliky teo amin'ny Bala." \v 5 La manahaky zay, amin'izao henanik'izao avao koa la misy sisa avao nohon'ny fifilia amin'ny fahasoava.