\v 14 Fa manahaky reo iaby voatariky gny Fagnahin'Andranaganahary, rozy ro anak'Andranagnahary. \v 15 Fa tsy nadramby gny fagnahin'ny fagnandevoza ndraiky nareo ka hatahotsy. Fa koa, nandramby gny Fagnahin'ny fanangan-janaky nareo, zay hikaihakaihantsika hoe:" Aba, Ray รด!"