\v 6 Manova veloma gnan'i Maria, zay niasa vatany ho gnanareo. \v 7 Manova veloma gnan'i Androniko voho Jonia, longoko mariny, sady nisondry nigadra tagnamiko. Malaza eo agnivon'ireo apostoly rozy, zay tao amin'i Kristy talohako avao koa. \v 8 Manova veloma gnan'i Ampiato, valiko ao amin'ny Tompo.