\v 28 Lafa izay, lafa nivitako zao asa zao sady nagnamafy fa azon-drozy gny vokatsy zay nahoro, la ho agny Espaina aho sady hamangy anareo amign'ny lalako. \v 29 Haiko fa lafa mandeha agny aminareo aho la hilitsy amign'ny fahafenoan'ny fitahian'i Kristy.