\v 8 Fa volagniko fa i kristy la fa lasa mpanompon'ny voasavatsy ho gnan'ny fahamarinan-Ndranagnahary,mba hahazoa manamarina reo fampagnatena ze nameany reo, \v 9 voho gnanireo jentilisa mba hagnomeza voninahitsy gnan-Ndranagnahary nohon'ny halemeam-pagnahiny.Zay la araky gny fa voasoratsy hoe:" Noho zay la hagnome fandrengea Gnanao agnamin'ny jentilisa Zaho voho hihira fandrengea gny agnaranao."