\v 11 Fa hoy gny Soratsy Masy hoe:" Tsy ho megnatsy zay iaby mino Gnazy." \v 12 Fa tsy misy fahasamihafa eo amin'ny Jiosy voho Grika. Fa Tompo raiky avao ro Tompon'ny iaby, sady harem-pahasoava ho an'izay iaby miantso gny agnaran'ny Tomporo ho vonje.