\v 3 Manova veloma an'i Prisila voho Akoila, mpisondry miasa agnamiko ao amin'ny Kristy Jesosy, \v 4 zay nahafoy gny ain-drozy ho gnan'ny gnaiko. Misaotsy an-drozy aho, sady tsy zaho avao, fa reo fiangona iabign'ny Jentilisa avao koa. \v 5 Manova veloma gny fiangona zay ao amin'ny tragnon-drozy. Manova veloma agny amin'i Epaineto valiko, zay voaloham-bokatr'i Asia ho gnan'i Kristy.