auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-04-08 05:35:22 +03:00 committed by root
parent 93fc5adb42
commit ce2a78d9ad
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Noho zay gny hafaleako la ao amin'i Kristy Jesosy voho reo rahan-Ndragnahary.\v 18 Fa tsy hahasaky hiresaky ndra ino ndra ino afa-tsy reo raha vitan'i Kristy tamin'ny alalako ho gnan'ny fankatoavan'ireo jentilisa zaho.Reo raha reo la vita tamin'ny safa voho gny asa, \v 19 tamin'ny herin'ireo famantara voho fahagaga,voho tamin'ny herin'ny Fanahy Masy.Zay la mba avy agny Jerosalema,voho lavidavitsy
\v 17 Noho zay gny hafaleako la ao amin'i Kristy Jesosy voho reo rahan-Ndragnahary.\v 18 Fa tsy hahasaky hiresaky ndra ino ndra ino afa-tsy reo raha vitan'i Kristy tamin'ny alalako ho gnan'ny fankatoavan'ireo jentilisa zaho.Reo raha reo la vita tamin'ny safa voho gny asa, \v 19 tamin'ny herin'ireo famantara voho fahagaga,voho tamin'ny herin'ny Fanahy Masy.Zay la mba avy agny Jerosalema,voho lavidavitsy manahaky gnan'Ilyrikioma,ro hahafako magnatena gny fhafatsy soan'i Kristy.