From 9d0bae725d8357cf40bbfd9e13d85c834ebb6176 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Masikoro-001 <> Date: Fri, 15 Apr 2022 06:43:59 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 06/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/06/12.txt b/06/12.txt index e930ab8..a20c1c8 100644 --- a/06/12.txt +++ b/06/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Lafa izay ka enga hanjaka ao amin'ny vatanareo mety maty gny ota mba hagnarahanareo gny filàn-draty. \v 13 Ka atolotsy ho gnan'ny fahota gny rantsam-batanareo, ho fitaova ampiasa amin'ny tsy fahamarigna. Fa atoloro ho an'Andranagnanahary gny vatanareo, manahaky gny nitsangagna tamin'ny maty zay velo amizao. Sady atoloro ho an'Andranagnahary gny rantsam-batanareo mba ho fitaova \ No newline at end of file +\v 12 Lafa izay ka enga hanjaka ao amin'ny vatanareo mety maty gny ota mba hagnarahanareo gny filàn-draty. \v 13 Ka atolotsy ho gnan'ny fahota gny rantsam-batanareo, ho fitaova ampiasa amin'ny tsy fahamarigna. Fa atoloro ho an'Andranagnanahary gny vatanareo, manahaky gny nitsangagna tamin'ny maty zay velo amizao. Sady atoloro ho an'Andranagnahary gny rantsam-batanareo mba ho fitaova ampiasa amin'ny fahamarigna. \v 14 Ka enga hanjaka aminareo gny ota. Satria tsy ambanin'ny lal \ No newline at end of file