diff --git a/15/17.txt b/15/17.txt index 156be34..c389c8b 100644 --- a/15/17.txt +++ b/15/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 Noho zay gny hafaleako la ao amin'i Kristy Jesosy voho reo rahan-Ndragnahary.\v 18 Fa tsy hahasaky hiresaky ndra ino ndra ino afa-tsy reo raha vitan'i Kristy tamin'ny alalako ho gnan'ny fankatoavan'ireo jentilisa zaho.Reo raha reo la vita tamin'ny safa voho gny asa, \v 19 tamin'ny herin'ireo famantara voho fahagaga, \ No newline at end of file +\v 17 Noho zay gny hafaleako la ao amin'i Kristy Jesosy voho reo rahan-Ndragnahary.\v 18 Fa tsy hahasaky hiresaky ndra ino ndra ino afa-tsy reo raha vitan'i Kristy tamin'ny alalako ho gnan'ny fankatoavan'ireo jentilisa zaho.Reo raha reo la vita tamin'ny safa voho gny asa, \v 19 tamin'ny herin'ireo famantara voho fahagaga,voho tamin'ny herin'ny Fanahy Masy.Zay la mba avy agny Jerosalema,voho lavidavitsy \ No newline at end of file