auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-04-13 14:54:30 +03:00 committed by root
parent 37af20d1c4
commit 7a9f2237e5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Fa laha bakamin'ny fahasoava zay, la tsy bakamin'ny asa sasy. Fa laha zay la tsy fahasoava sasy gny fahasoava. ([Fagnamariha: Gny antontantaratasy sasany taloha la mamaky hoe:"Nefa laha bakamin'ireo asa zay, la tsy asa sasy gny asa."]) \v 7 Ino zany? Gny raha zay nilan'Isiraely, la tsy azony, fa gny voafily ro nahazo izany, sady nohamafisy reo ambiny. \v 8 Izany la araky gny fa voasoratsy hoe:" Ndranagnahary la nagnome gnazy reo gny fagn
\v 6 Fa laha bakamin'ny fahasoava zay, la tsy bakamin'ny asa sasy. Fa laha zay la tsy fahasoava sasy gny fahasoava. ([Fagnamariha: Gny antontantaratasy sasany taloha la mamaky hoe:"Nefa laha bakamin'ireo asa zay, la tsy asa sasy gny asa."]) \v 7 Ino zany? Gny raha zay nilan'Isiraely, la tsy azony, fa gny voafily ro nahazo izany, sady nohamafisy reo ambiny. \v 8 Izany la araky gny fa voasoratsy hoe:" Ndranagnahary la nagnome gnazy reo gny fagnahin'ny fitavozavoza, maso mba tsy hahajeren-drozy, sady sofina mba tsy hahajanjignan-drozy, zisky androany."