auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-03-18 07:04:57 +03:00 committed by root
parent 92894a21ab
commit 151ce5a620
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 Noho zay,natolotsy gnan'Ndranagnahary ho amin'ny filan-draty mamoafady rozy,fa gny sevakin-drozy la nanakalo gny fifandraisa voajanahary tamin'ny ze tsy voajanahary.\v 27 Manahaky gnanizay koa,reo johary la nagnenga gny fifandraisan-drozy voajanahary misondry amin'ny gny sevaky ka nampirehitsy gny filan'ny gny nofo ho gnan-drozy .Reo la johary ze nanao fihatsiky mahamegnatsy misondry amin'ny
\v 26 Noho zay,natolotsy gnan'Ndranagnahary ho amin'ny filan-draty mamoafady rozy,fa gny sevakin-drozy la nanakalo gny fifandraisa voajanahary tamin'ny ze tsy voajanahary.\v 27 Manahaky gnanizay koa,reo johary la nagnenga gny fifandraisan-drozy voajanahary misondry amin'ny gny sevaky ka nampirehitsy gny filan'ny gny nofo ho gnan-drozy .Reo la johary ze nanao fihatsiky mahamegnatsy misondry ami-gny johary voho nandramby tamin-drozy gny sazy ze tandrify gnan-drozy nohony gny fahotan-drozy