auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-04-14 08:53:02 +03:00 committed by root
parent 19fee1dd28
commit 0419a27922
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Fa ino ro ambaran'izany? " Eo agnilanao gny teny, ao am-bavanao sady ao am-ponao." Izay ro volan'ny finoa, zay ambaranay. \v 9 Fa laha amin'ny vavanao ro anekegnanao an'i Jesosy ho Tompo, Sady mino amin'ny fonao fa natsangan'Andra
\v 8 Fa ino ro ambaran'izany? " Eo agnilanao gny teny, ao am-bavanao sady ao am-ponao." Izay ro volan'ny finoa, zay ambaranay. \v 9 Fa laha amin'ny vavanao ro anekegnanao an'i Jesosy ho Tompo, Sady mino amin'ny fonao fa natsangan'Andranagnahary tamin'ny maty ie, la ho vonje iha. \v 10 Fa amin'ny fo ro inoan'ny gnolo gny fahamarina, sady amin'ny vava ro anekegnany gny famonjea.