msh_rom_text_udb/13/11.txt

1 line
316 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-02-24 05:08:42 +00:00
\v 11 Noho zay,hainareo gny fotoa,fa fotoa hifohazanareo amin'ny roro sahady zao.Fa henenizao fa mariny mandilatsy gny ninoantsika azy tamin'ny volohany gny fagnavota gnantsika.\v 12 Mandoso gny mantognaly,voho mihamariny gn'andro.Noho zay ndao haria gny asan'ny mahiky,voho andao tsika hisiky gny fialian'ny mazava.