msh_rom_text_udb/05/14.txt

1 line
491 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-05-21 16:01:45 +00:00
\v 14 Nefa na izay, gny fahafatesa la anajaka nanomboky tamin'i Adama ka zisikamin'i Mosesy, na la teo amin'ireo zay tsy nanota manahaky gny tsy fankatoavan'i Adama aza, zay tandindogny gnazy ho avy. \v 15 Nefa na izay aza, gny fagnomeza la tsy manahaky gny fahadisoa. Fa laha tamin'ny alalan'ny fahadisoan'ny raiky ro nahafaty gny maro, la lisatsy mare ro nataon'ny fahasoavan'Andranagnahary voho gny fagnomeza bakamin'ny fahasoavagn'Ny olo raiky, Jesosy Kristy, nomea maro ho gnan'ny maro.