msh_rom_text_udb/15/24.txt

1 line
268 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-12 05:10:31 +00:00
\v 24 Lafa izay ndra ombia ndra ombia handehanako agny Espana, la manategna aho gny hahajery anareo lafa mandalo, sady handesinareo agny amign'ny handenako, lafa baka mankafy gny fiarahanareo tselatsela Aho. \v 25 Fa amin'izao ho agny Jerosalema Aho hanompo reo mpino.