msh_rom_text_udb/11/30.txt

1 line
444 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-13 11:54:30 +00:00
\v 30 Fa nareo la tsy nankato an'Andranagnahary taloha, nefa amin'izao nareo la nandramby gny famindram-poro nohogn'ny tsy fankatoavan-drozy. \v 31 Manahaky izay avao koa, amin'izao reo Jiosy la tsy nankato. Gny vokany la tamin'ny alalan'ny famindram-po zay naseho anareo ro mety handrambesan-drozy gny famindram-po avao koa amin'izao. \v 32 Fa Ndranagnahary fa nagnily gny tsy fankatoava iaby, mba ahazoany mampiseho famindram-po amin'ny iaby.