\v 20 Sady eo vao mahasaky vatany Isaia lafa nivola ie hoe:" Jerin'ireo zay tsy nila gnahy aho. Niseho tamin'ireo zay tsy nagnotany gnahy aho." \v 21 Fa hoy ie tamin'Israely hoe:" Tontolon'ny ro nagnatsorako gny tagnako tamin'ny olo tsy mankato voho mahery