msh_rev_text_udb/21/18.txt

1 line
499 B
Plaintext

\v 18 Vita tamin'ny Jaspy gny rindry voho tamin'ny volamena tsy misy fangarony, manahaky gny fitaratsy malio. \v 19 Gny fototrin'ny gny rindry la voaravaky tamin'ireo karaza vato sarobidy manontolo. Gny voalohany la Jaspy , gny faharoe safira , gny fahatelo Kalkedona, gny fahaefatsy emeralda, \v 20 gny fahalimy sardoniska, gny fahaeny karneoda, gny fahafito krysolita, gny fahavalo beryla, gny fahasivy topaza, gny fahafolo krysopraso, gny faha folo raikamby jacinta, gny faha foloraomby ametysta.