msh_rev_text_udb/05/06.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 6 Nahita Anak'aondry mitsanga eo agnelagnelan'ny seza fiandriana voho reo zava-manan'aina efatsy voho eo agnivon'ireo loholona aho. manahaky gny hoe olo nivonoa ie. Nana tandroky fito voho maso fito; rozy ro fagnahy fiton-dranagnahary nalefa nanera gny tany. \v 7 Nandeha ie sady nangalaky lay horonan-taratasy tegny amin'ny tagnakavan'ilay raiky zay nipetraky teo amin'ny seza fiandriana .