msh_rev_text_udb/06/05.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 5 Lafa nanokatsy gny tombo-kase fahatelo gny Anak'Aondry, la nahare gny zava-manan'aina fahatelo aho niresaky hoe:" Avia!" Nahita soavaly mainty aho, sady gny mpondra gnan'io la nita mizana tegny an-tagnany. \v 6 Nahare manahaky gny feo tamin'ny zava-manan'aina efatsy aho niresaky hoe:" Gny vary eran'ny fatram-bary ho gnan'ny denaria raiky, voho gny hordea in-telon'ny fatram-bary ho gnan'ny denaria raiky. Fa ka manimba gny menaky voho gny divay."