1 line
282 B
Plaintext
1 line
282 B
Plaintext
\v 21 Lay raiky zay mandresy , hatolotsy gnazy gny zo hipetraky miaraky amiko eo amin'ny seza fiandrianako, manahaky gny nandreseako koa ka nipetrahako niaraky tamin'ny Raiko teo amin'ny seza fiandrianany. \v 22 Ao zay manan-tsofy hihaino zay resahin'ny Fagnahy amin'ireo fiangona." |