msh_rev_text_udb/14/19.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 19 Nampandroso gny fijinja tamin'ny tany gny anjely sady namory gny vokatsy gny voaloboky gny tany. Natorany tao agnaty famiazam-boaloboky bevatan'ny fahatezeran-Dranagnahary io. \v 20 Gny famaizam-boaloboky la nitsahy tagny ivelan'ny tana, sady gny ra la niraraky bakao amin'io ka avy hatregny amin'ny ahabon'ny lamboridin-tsoavaly, zay 1.600 stadio.