1 line
348 B
Plaintext
1 line
348 B
Plaintext
\v 1 Tafaran'ireo raha reo la nahare zay manahaky gny feo maren'ny vahoaky maroagnisa tagny an-danitsa aho nanao hoe:" Aleloia. Gny famonjena , gny voninahitsy , voho gny hery la gnan-Dranagnaharintsika. \v 2 Reo fitsarany mpivaro-tena bavata zay nagnaraty gny tany tamin'ny fijangajanga ie. namaly faty gny ran'ireo mpanompony , zay nalatsany ie." |