msh_rev_text_udb/18/09.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 9 Reo mpanjakan'ny tany zay nijangajanga voho nandeha tsy am-pieritrereta niaraky taminy la hitagny voho hiankohoky eo agnatrehany lafa nahita gny setroky gny fahamaizigna rozy. \v 10 Hijoro lavitsy rozy, hatahotsy gny fijaliany, hiresaky hoe:" Loza, loza ho gnan'ilay tana bevata , Babylona, lay tana mahery , fa amin'ny ora raiky la ho avy gny sazinareo."