msh_rev_text_udb/17/08.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 8 Lay bibi-dia zay hitanao la misy, fa sy misy amizao, fa andalam-piakara bakagny amin'ny farany ambanin'ny lavaky tsy hita noanoa. Bakeo la hagnagny amin'ny fahasimba io. Reo zay miay ambonin'ny tany, reo zay tsy voasorats ao amin'ny Bokin'ny Fiaigna hatramin'ny namorogna gnan'izao tontolo zao gny agnarany_ ho tseriky rozy lafa hahita fa lay bibi-dia la misy fa tsy misy sasy amizao fa andalam-piavia.