1 line
336 B
Plaintext
1 line
336 B
Plaintext
\v 6 Nahita aho fa lay ampela la mamon'ny ranin'ireo mpino voho gny ran'reo martiora ho gnan'i Jesosy. Lafa nahita gnazy aho, la tena tandregna. \v 7 Fa lay anjely niresaky tamiko hoe:" Magnino ro tandregna iha? Hazavagniko gnanao gny dikan'ilay ampela voho bibi-dia zay manday gnazy, lay bibi-dia zay mana loha fito voho tandroky folo. |