1 line
333 B
Plaintext
1 line
333 B
Plaintext
\v 7bRaiky tamin'ireo zava-manan'aina efatsy nagnome gnan'ireo anjely fito finga volamena fito feno gny fahatezean-Dranagnahary, lay velo mandrakizay doria. \v 8 Feno setrky bakamin'ny voninnahin-Dranagnahary voho bakamin'ny heriny gny tempoly. Tsy misy na ia ia afaky militsy ao mandra-pahatanteraky gny loza fiton'ireo anjely fito. |