\v 15 Bakeo la nampagneno gny trompetsany gny anjely fahafito, ka nisy feo mareo niresaky tagny an-dagnitsy nanao hoe:" Ho lasa fanjakan'ny Tompontsika voho gny Kristiny gy fanjakan'izao tontolo zao. Ie ro hanjaka mandrakizay doria.'