msh_rev_text_udb/15/07.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 7bRaiky tamin'ireo zava-manan'aina efatsy nagnome gnan'ireo anjely fito finga volamena fito feno gny fahatezean-Dranagnahary, lay velo mandrakizay doria. \v 8 Feno setrky bakamin'ny voninnahin-Dranagnahary voho bakamin'ny heriny gny tempoly. Tsy misy na ia ia afaky militsy ao mandra-pahatanteraky gny loza fiton'ireo anjely fito.