msh_rev_text_udb/15/02.txt

1 line
258 B
Plaintext

\v 2 nahita zay niseho tamin'ny ranomasina fitaratsy nampiaraha tamin'ny bolo aho. Nitsanga teo agnilan'ny ranomasina reo zay nandresy gnan'ilay bibidia voho gny sariny, voho gny isa maneho gny agnarany. Rozy la nitanjaky harpa namean-Dranagnahary gnan-drozy